Jamba

Jamba

Afrobeat

01:31

歌詞

Jamba

Ny masonao no ahitako ny ho aviko
Ny ahasambatra anao
No raisiko ho adiko
Ny tanjoko ianao ho lasa vadiko
Mandrakizay no voadiko
Ny tantarako tsy maintsy ho lasa tantaranao
Zay no kinasa
Izaho sy anao lay lasa iray
Izay ihany no mahafaly
Tiako ianao na mahajamba anah oh
Jamba aho
Ho tantanako hatrany ny tananao
Ny fiainako natokako ho fiainanao
Ny haratsiko efa nohatsarainao
Isan andro aho toa mia vaovao