
Jamba
가사
Jamba
Ny masonao no ahitako ny ho aviko Ny ahasambatra anao No raisiko ho adiko Ny tanjoko ianao ho lasa vadiko Mandrakizay no voadiko Ny tantarako tsy maintsy ho lasa tantaranao Zay no kinasa Izaho sy anao lay lasa iray Izay ihany no mahafaly Tiako ianao na mahajamba anah oh Jamba aho Ho tantanako hatrany ny tananao Ny fiainako natokako ho fiainanao Ny haratsiko efa nohatsarainao Isan andro aho toa mia vaovao
